|
|
|
|

Entrée1  ampahatelo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1#66][ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy
Explications en anglais  4  [1.7][ampahatelony] a third part (and so with larger numerals)
Explications en français  5  [1.3][ampahatelony] le tiers
6  [1.13][ampahatelony] tiers
7  [1.8][ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres)
Exemples  8  [2.472#102] Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra
9  [2.996#14.23.5] ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka
10  [1.123] ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana
Vocabulaire  11  Mathématiques: arithmétique
Radical  12  telo
Morphologie 
13  Simple :
Analogues  14  ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahafolo, ampahazato
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/12