|
|
|
|

Entrée1  ampotomoty
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] akaiky dia akaiky efa mila hitehika mihitsy
Explications en anglais  4  [1.2] [fototra, a root, moty, a tree, etc.]. Near, close, quite at hand. A vulgar word.
Exemples  5  [2.285#] Raha jerena ampotomoty anefa, toa tsy misy ifandraisany velively ny "teny" sy ny "tombon-tsoan' ny firenena" eo amin' ny fiainana "ara-batana" ary izay no zava-manodoka tena mamohehatra indrindra.
Mots élémentaires  6  fototra, moty

Mis à jour le 2024/12/07