|
|
|
|

Entrée1  anamadinika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany)
Explications en français  4  [1.196] (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [Merina]
Vocabulaire  5  Botanique: légume
Mots élémentaires  6  anana, madinika

Mis à jour le 2025/03/30