|
|
|
|

Entrée1  anamboary
Partie du discours  2  impératif du verbe relatif anamboarana [Liste complète]
Explications en français  3  [1.3#845]
Exemples  4  [2.895#] anamboary efitra iray madio indray, hoy ity lehibeny, fa misy zazavavy vahiny hatory aty aminareo.
5  [2.366#] raha afakampitso amin'ny Alahady aho mihaona aminy fa anamboary trano anio alina izy hiakarany raha maraina, fa volivoly izy any anaty botry mandrampihaonako aminy.
Radical  6  voatra

Anagrammes  7  amboarina, amboriana, anambario, anamboary, arambonay, ramboanay

Mis à jour le 2025/04/19