Entrée | 1 Andriarimalala René |
Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [3.1] Andriarimalala René (Ener-Lalandy) 4 [2.314] Andriarimalala - izay fantatra indrindra koa amin'ny anarana indrana hoe enerlalandy - dia mpanao tononkalo sy mpanoratra tantara indray miseho maro mpankafy. Ny tononkalo soratany dia mazàna no mifono ventin-kevitra, ary misy aza manan-tarehina hatsikana na vosobosotra nefa nokendreny hanome anatra màhasoa, araka ilay oha-teny latinina hoe: " Castigat ridendo mores" (ahi-tsiny amin'ny hehy ny fomba fiaina). |
Vocabulaire |
5 Littérature: auteurs |
Mots élémentaires | 6 Andriarimalala, René |
Ouvrages littéraires |
7 Ary hitako 8 Dona-tsetroka 9 Mpiandry omby |
Mis à jour le 2025/02/02 |
![]() |