|
|
|
|

Entrée (1/2)1  anindrana
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] jereo indrana
Explications en anglais  4  [1.7] in the coastal regions
Explications en français  5  [1.8] dans les régions côtières
Exemples  6  [2.113#] Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux.
7  [2.285#] Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao.
8  [2.298#] Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany.
Mots élémentaires  9  any, indrana

Entrée (2/2)10  añindraña
Partie du discours  11  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.78] [Betsimisaraka] an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana
13  [1.78] [Bezanozano] [añindrana] anila, ankila

Anagrammes  14  anandrany, anandrina, anindrana, añindraña, nandairan, nandraina, nandriana, niandrana

Mis à jour le 2025/04/25