|
|
|
|

Entrée1  ankibe
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny rantsana lehibe indrindra amin' ny tanana na ny tongotra
Explications en français  4  [1.3] le pouce
Exemples  5  [2.4#] Na nilefaka aza anefa izy, nasainy nanao taratasy misy filazalazana momba ahy ihany aho, sady nosoniavina io no nasiana lavotondro amin' ny ankibe anankiroa.
6  [2.436#] Ny anky Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra.
Vocabulaire  7  Biologie
Mots élémentaires  8  anky, be
Autres orthographes  9  ankihibe
Synonymes  10  ankihibentanana
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  20  ankibe, kabine

Mis à jour le 2025/01/21