|
|
|
|

Entrée1  antsitrika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra
4  [1.1#546] lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano
Explications en anglais  5  [1.7] diving into water
Explications en français  6  [1.3] action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau
7  [1.8] plongeon
Exemples  8  [2.4] Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany.
Radical  9  sitrika
Analogues  10  ranotsilany, tsikaroka, tsipysandry
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot

Anagrammes  12  antsitrika, tarintsika, tsikiranta

Mis à jour le 2025/01/21