|
|
|
|

Entrée1  arapaka
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Hanina avy hatrany dia any am-bava: Tsy tratra, narapak' ilay alika ilay vaingan-kena be
Raisina tsy an-kanavaka: Anisan' ny nahavoa ny firenena tanora raha natobaky ny firenena zokiny teo aminy ireo zava-mahaliana nandraviravezany azy, dia izy tsy nifidy harapaka
Explications en anglais  4  [1.2] to be laid down, as the planks forming a floor. (prov.)
Radical  5  rapaka
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :
Proverbes  10  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11