Entrée | 1 avilio |
Partie du discours | 2 impératif du verbe passif avily [Liste complète] |
Exemples |
3 [1.1] avilio miankavanana ny lohan' ny lakana sao dia midona amin' ny vato 4 [1.1] avilio ny sainao mba tsy hihevitra izany intsony |
Radical | 5 vily |
Anagrammes | 6 avilio, voaily |
Mis à jour le 2025/04/19 |
![]() |