|
|
|
|

Entrée1  bakalorea
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanadinana mamarana ny fianarana ambaratonga faharoa; diplaoma amena an' izay afaka an' io fanadinana io: Manao fanompoam-pirenena ivelan' ny tafika ny mpianatra afaka bakalorea
Exemples  4  [4.27] atao mahomby kokoa ny fandaminana ny lalam-piofanana ho an’ny mpianatra vao afaka bakalorea;

Mis à jour le 2024/12/07