|
|
|
|

Entrée1  basirano
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano)
Explications en anglais  4  [1.2] A syringe.
Vocabulaire  5  Santé
Mots élémentaires  6  basy, rano

Anagrammes  7  basirano, borisana

Mis à jour le 2025/01/21