|
|
|
|

Entrée1  be mihimpy
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy
4  [1.1] andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra
Explications en français  5  [1.3] nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs
Mots élémentaires  6  be, mihimpy
Autres orthographes  7  bemihimpa

Mis à jour le 2025/01/04