Entrée (1/2) | 1 be minono |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Taimoro]
[beminono] zaza 18 taona no miakatra 4 [1.1] [Tsimihety] [beminono] Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra 5 [1.1] ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana |
Exemples |
6 [2.436#] Tokony ho fantatra koa fa ny tovolahy sihanaka efa mato-tsaina ka vonona ny haka vady dia lehilahy efa mahaleo tena: manana tanimbary sy omby misimisy ihany, fa tsy mba lehilahy mbola "beminono" (miankina amin' ny ray aman-dreny) |
Mots élémentaires | 7 be, minono |
Analogues | 8 mpinonolehibe |
Entrée (2/2) | 9 Beminono |
Partie du discours | 10 nom propre (ethnonyme) |
Exemples |
11 [2.508] Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny beminono, ny Masonkarena ary ny Dimanjehy. |
Vocabulaire |
12 Géographie: pays, peuples |
Mots élémentaires | 13 be, minono |
Anagrammes | 14 Beminono, be minono |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |