|
|
|
|

Entrée1  bibibiby
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy matahotra na inona na inona, sahisahy ratsy, mahery setra: Bibibiby ny ahy io zanako io: raisiny amin' ny tanany ny tanalahy dia ataony ao ambany helika
4  [1.78] jereo bibibibinolona
Explications en anglais  5  [1.2] brutal, obstinate
Exemples  6  [2.606#] Ny zaza novelomin'ny biby ohatra dia lasa bibibiby ihany koa.
7  [2.4#] Noho ny toe-javatra hitako na nihatra tamiko tato anatin' ny indroa andro, efa lasa bibibiby izany aho.
Radical  8  biby
Dérivés 
9  Verbes actifs :
Mots composés 

Mis à jour le 2025/02/02