|
|
|
|

Entrée1  dinidinika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Resadresaka ifanaovana momba ny zavatra anankiray efa voafaritra mialoha
Explications en français  4  [1.3] examen minutieux, affaire sur laquelle on consulte
Exemples  5  [2.245] dinidinika ambany tafo ihany.
6  [2.270] Izany hoe, henoy tsara, fa dinidinika no aposako izao.
7  [2.508] Tato aoriana dia nandefa iraka tany Faradofay izy nanatitra dinidinika tamin'ny Frantsay tany.
8  [2.470] Mitohy teny ampandehanana mody ka hatreny an-trano ny dinidinika nifanaovana tao am-piangonana.
Radical  9  dinika
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Adjectifs :
Analogues  12  tapatapak' ahitra.
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2025/02/05