Entrée | 1 donaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina |
Explications en français |
4 [1.3] qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappé l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge) |
Radical | 5 dona |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 adonany, anadino, andaino, andanio, Andoany, andoany, anindao, anodian, anodina, aondany, daninao, dinanao, doanany, donaina, idonana, iondana, nanadio, nanodia, naodina, nodaina, nodiana |
Mis à jour le 2025/04/28 |
![]() |