|
|
|
|

Entrée1  efa-joro
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en anglais  3  [1.7] square, a square
Explications en français  4  [1.3#875, 1.8] carré
5  [1.3#875] qui a quatre angles, rectangulaire
6  [1.8] un carré
7  [1.13][efajoro] quadrangulaire
Exemples  8  [2.356#] Teo anilany nisy karazan-tilikambo efajoro avobe izay nifarana tamin' ny sarina lohan'omby nipetaka tamin' ny lafiny efatra.
9  [2.470#] Tsihy madinika amam-polony, efajoro sahabo ho iray zehy no fatao lafika ambony lasitra, ary tena anton-draharaham-behivavy mihitsy ny fandrariana sy ny fanadiovana ireny.
Vocabulaire  10  Mathématiques: géométrie
Mots élémentaires  11  efatra, zoro

Mis à jour le 2024/12/07