Entrée | 1 fahafoizan-tena |
Partie du discours | 2 locution |
Exemples |
3 [2.285#199] Ny zavatra anankiray koa dia ny tsy fisian' ny fahafoizan-tena 4 [2.1022] Faly izy noho Ratrimo feno fahafoizan-tena, Olo-manga iray mijoro mba ho sorom-pirenena 5 [1.369] Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa |
Mots élémentaires | 6 fahafoizana, tena |
Mis à jour le 2025/01/30 |
![]() |