|
|
|
|

Entrée1  fahasalamàna
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Toetran' ny tena tsy marary, toetran' ny vatana salama, izany hoe tsy manana aretina ka miasa tsara ny organina amin' ny tena
Explications en anglais  4  [1.7] the state of one's health; good health
Explications en français  5  [1.3, 1.8] santé
6  [1.3] paix, bonheur
Exemples  7  [2.472] Manao ahoana ny fahasalamana?
8  [2.245] fahasalamana tsy haha ory azy.
9  [2.285] ny dokotera dia mahita fa simba ny fahasalamana;
10  [2.117] Voalaza ho manimba fahasalamana ihany koa anefa izy.
Vocabulaire  11  Santé
Radical  12  salama
Synonymes  13  hasalamàna
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11