|
|
|
|

Entrée1  fahasimbana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.13] fery amin'ny taova iray
tsy fihodinana, na tsy fahafahan'ny milina iray miasa
Explications en français  4  [1.13] lésion
panne
Exemples  5  [4.27#] Ary tsy tena izy ny fampandrosoana raha tsy manonitra ny fahasimbana miantraika amin' ny voahary izy sy manolo ny harena izay nalainy sy potehiny tamin' ny harena azo avaozina.
Vocabulaire  6  Santé
Radical  7  simba
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/11