|
|
|
|

Entrée1  fahizay
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Taloha, fahiny, hatrany hatrany
Explications en anglais  4  [1.2] At that time.
5  [1.7] in former times; in those times
Explications en français  6  [1.3#136] dans ce temps-là, à cette époque, depuis longtemps
Exemples  7  [2.113#] Hazo lava na volo no nilanjaraa ny entana fahizay.
8  [2.445#] Nahavita zava-mampitolagaga tokoa ny sinoa fahizay.
Vocabulaire  9  Temps
Mots élémentaires  10  faha, izay
Synonymes  11  fahizany, fehizay
Mots composés 
Titres  13  Antananarivo fahizay : fomba na toetra amam-panaon' ireo olona tety tamin' izany (Rainitovo)

Anagrammes  14  fahizay, hifiaza

Mis à jour le 2025/01/21