|
|
|
|

Entrée1  faingampaingana
Partie du discours  2  nom
Explications en français  3  [1.3#139] [duplicatif fr équentatif]
Exemples  4  [2.366#] Ary raha ny fivarotany ankehitriny izao no hatohin'ny Andriana, tsy maintsy hitsahatra avokoa ary ho tapitra faingampaingana ihany.
5  [2.499#] Tsinjo ny mpanamory mitana ny familiana, miara-miainga ny fivoy toy ny tongotry ny arosy milomano, ka mikapoka ny rano faingampaingana, fa manin-te-ho tonga.
Radical  6  faingana

Mis à jour le 2025/02/08