Entrée | 1 famantaranavaratra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fitaovana tantra entina mamantatra ny avaratra amin' ny alalan' ny takela-by lavalava toy ny sahazam-pamantaranandro misy andriamby, ka manondro ny avaratra mandrakariva ny tendron miloko manga, ary ny atsimo, ny tendrony miloko mena |
Explications en anglais |
4 [1.2] The mariner's compass 5 [1.7] a compass |
Explications en français |
6 [1.8] boussole |
Exemples |
7 [2.471] Mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe mipelipelika toy izany koa ny sambolay. |
Vocabulaire |
8 Instrument |
Mots élémentaires | 9 famantarana, avaratra |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |