|
|
|
|

Entrée1  fametraka
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mametraka
Azo apetraka
Explications en français  4  [1.3#484] Celui ou ce qui mérite d’être placé, manière de placer
Exemples  5  [2.245#] Ny hara dia vata kely fametrahana zava-masina fahiny, nanerana an'Ankay), izany Angabe izany no fametraka anaty hara.
6  [1.369#] Angamba fomba hafa no tokony ho fametraka ny fanontaniana : afaka nanohitra ny fanilikilihana ve ny Fiangonana, tamin' ny alalan' ny fomba hafa noho ny fiaraha-mitoetra tamin' izay nailikilika mba hiverenan' ny hasiny ary mba hahazoany toerana indray ao amin' ny fiarahamonina?
Radical  7  petraka

Mis à jour le 2024/12/11