|
|
|
|

Entrée1  famoahana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady
Explications en français  4  [1.13] émission, évacuation
Exemples  5  [2.332#] Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza.
6  [2.470#] Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha.
Radical  7  voaka
Mots composés 

Anagrammes  11  anamohafa, famahoana, famaohana, famoahana, hamafanao, mahafoana, mahaofana

Mis à jour le 2025/01/21