Entrée (1/3) | 1 famoha |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.3#179] Ce qu’on peut faire lever, manière de faire lever |
Radical | 4 foha |
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 6 famoha |
Partie du discours | 7 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
8 [1.1] Fomba entina mamoha Azo vohaina |
Explications en français |
9 [1.3#846] Ce qu'on peut ouvrir, manière d’ouvrir 10 [1.19] [Tankarana] qui sert à ouvrir. |
Exemples |
11 [2.499#] Lasa narahiny moramora Ibaomaria, notakolahany tamin' ilay varavarana atsinanana tsy mba famoha loatra. 12 [1.406#] Ary Iampelasoamananoro dia nankeo am-baravarankely, ary Ibonia nankeo am-baravarambe, ka dia nampiarahiny ny famoha ny varavarana; |
Radical | 13 voha |
Entrée (3/3) | 14 famoha |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 [1.19] [Tankarana]
arbre |
Vocabulaire |
17 Botanique: arbre |
Anagrammes | 18 afahom, ahofam, fahoam, famaho, famoha, faoham, foaham, haofam, mahofa |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |