|
|
|
|

Entrée1  famonoana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikapohana, fanalana ny aina: Famonoana olona mihitsy izany
Fanafoanana, fikosehana: Famonoana anarana
Fitsofana: Famonoana afo
Explications en français  4  [1.3] l'action de tuer, de battre, d'éteindre, d'effacer, d'arrêter; le lieu, la cause
Exemples  5  [2.113] Nanomboka ny famonoana ny mpivavaka.
6  [2.470] Ny famonoana ireo zandriny no navelany.
7  [2.366] Ahoana no nahatanteraka ny famonoana an-dRadama faharoa?
Radical  8  vono
Mots composés 
Titres  10  Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely (Fanjakana Malagasy)
Citations  11  Textes citant famonoana

Anagrammes  12  amofonana, famonoana, namofoana

Mis à jour le 2025/01/21