|
|
|
|

Entrée1  fanadala
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] fomba entina manadala, milalao olona
fandrebireby, fanao kilalao: ataon' ny olona fanadala ny zanakao noho izy tantra ioatra
azo adalaina: tsy mba fanadala ny zokiolona, rankizy
Explications en français  4  [1.3] Qu'on trompe, qu'on importune, manière de duper, d'embarrasser
Radical  5  adala

Mis à jour le 2024/12/11