Entrée | 1 fanafoanana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 [1.3] l'action de vider, de dévaliser, de rafler, d'annuler 4 [1.13] annulation |
Exemples |
5 [4.27] Araka ny hevitray tokoa dia ny lamandy sy ny sazy fotsiny ihany no voakasiky ny fanafoanana. 6 [2.472] Noho ny fahalalana nombam-pikirizana nataony tany amin' ny Antenimieram-Pirenena frantsay sy teto an-toerana, azony ny fanafoanana ny miaramilam-potaka. 7 [2.503] Antony iray lehibe nitarika ny fitokonan'ny mpianatra, niteraka fanonganam-panjakana io, ka anisan'ny fitakiana fototra nataon'ny vahoaka ny fanafoanana ny sekoly miangatra! |
Radical | 8 foana |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |