|
|
|
|

Entrée1  fanakalo
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina manakalo
Azo atakalo: Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy itony
Exemples  4  [2.59#] Ary tamin' izany andro izany koa, no voalohany, nanipanaovan-dRanavalomanjaka, ny Latsa-droavoamena, nasainy natao mitovy amy ny farantsa-feno, no fanakalo azy
Radical  5  takalo

Anagrammes  6  falanako, fanakalo, fanaloka, fanolaka, nafolaka, nalafako

Mis à jour le 2025/01/21