|
|
|
|

Entrée1  fanalavana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanovonana: Hataonao ahoana izao no fanolavana iny tehina iny
Fampitarozahana, fanelana: Mahasosotra ny fanalavana ny adintsika nataon' ny mpitsara
Fanohizana: Nasiana fanalavam-potoana ny ady baolina satria nitovy ny isa azon' ny mpilalao roa tonta
Explications en français  4  [1.13] prolongation
Radical  5  lava

Mis à jour le 2024/12/11