Entrée | 1 fanapahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fizarana (zavatra) roa misaraka tsara: Fanapahana mofo Fiatoana, fijanonana: Tsy nitohy ny fivoriana, fa nisy fanapahana kely teo amin' ny mitataovovonana Fandidiana: An' ny lehiben' ny fokontany ny fanapahana ny amin' izany Tsy fahatongavana hiasa: Nohony fanapahanao telo andro dia hanesorana ny karamanao |
Explications en anglais |
4 [1.7] the act of cutting; the act of deciding; government, authority |
Explications en français |
5 [1.8] action de couper; action de prendre une décision; gouvernement, autorité 6 [1.13] coupe, découpage, tranchage, tronçonnage, décision, interruption, amputation |
Exemples |
7 [1.320#] Anaovana fitànana an-tsoratra ny fanapahana nofaranana. 8 [2.298#] Azy ny fanapahana, ka izay ataony mahatrara antitra azy! |
Radical | 9 tapaka |
Analogues | 10 fandidiana |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/12 |
![]() |