Entrée | 1 fanasaliana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fametrahana (hana...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; fanamainana hena na hazandrano amin' ny setroka 4 [1.13] fanatanitanihana amin'ny afo |
Explications en français |
5 [1.13] fumage |
Vocabulaire |
6 Economie: alimentation |
Radical | 7 saly |
Synonymes | 8 fanasalisaliana |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |