Entrée | 1 fanasitiliana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampanjariana ho rano, amin' ny alalan' ny lalambika, ny etona avy amin' ny zavatra tenehina, ka anaovana ranomanitra na ireo karazan-toaka mahery (lalikera) samihafa |
Radical | 4 sitily |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |