|
|
|
|

Entrée1  fanatanjahantena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1][fanatanjahan-tena] Fitambaran' ireo fampiasan-tena isan-karazany: fandehanana an-tongotra, hazakazaka, fibatan-javatra, lomano, fanetsehana ny tanana, sandry, tongotra, fanalefahana ny hozatra, sns... mba hanatanjahana, hanamafisana ny tena
Explications en français  4  [1.13] éducation physique
Exemples  5  [2.356#] Ireny fihetsiketsehana sy fanatanjahantena rehetra ireny dia vao mainka nampisy aina ny fitaizana sy ny fampianarana teo Antanisoa.
Vocabulaire  6  Sports
Mots élémentaires  7  fanatanjahana, tena

Mis à jour le 2024/12/07