Entrée | 1 fanatsarana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana 4 [1.13] fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa |
Explications en français |
5 [1.13] amélioration |
Exemples |
6 [1.320#] ny fanatsarana ny tanàna sy ny fonenana 7 [1.369#] Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa 8 [2.445#] Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina |
Radical | 9 tsara |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |