|
|
|
|

Entrée1  fandanja
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Fomba entina mandanja na manombana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
Azo lanjaina
Explications en français  4  [1.3#385] Ce qu’on peut peser, examiner , calculer, manière de peser
Exemples  5  [2.296#] Samy diso fandanja sy diso fandrefy: ka iza àry no itokianao sy itokian' ny olona hahalala ny marina?
6  [2.996#] ... ny mofo manify tsy misy lalivay, ny endasina amin' ny lapoaly sy ny zavatra voaharo, ny zavatra fandanja amam-pamatra rehetra.
Radical  7  lanja

Mis à jour le 2024/12/11