|
|
|
|

Entrée1  fandatsana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanesoana amin' ny fahoriana mahazo ny sasany na amin' ny fahavoazana mihatra aminy noho ny zavatra efa nandrarana azy, toa manao hoe akory izay
Explications en français  4  [1.3#389] insulte, injure, outrage
Exemples  5  [2.528#] Efa fandatsana anie izany, ny Andriana!
6  [2.587#] ary hataon' ny fahavalo rehareha sy fandatsana azy
7  [1.381#] Tsy fandatsana akory fa olombelona ka mety hosalakafa
Radical  8  latsa
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot

Mis à jour le 2024/12/11