|
|
|
|

Entrée1  fandidiana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
Fandrasana: Fandidian-kena
Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy
4  [1.78] [Bezanozano] antsy
Explications en anglais  5  [1.7] cutting; surgery;
the act of commanding
Explications en français  6  [1.8] action de couper; chirurgie
commandement
7  [1.13] découpage; chirurgie
Exemples  8  [2.442#] Jona no fotoana fandidiana vary.
9  [2.424#329] Indraindray dia ilaina ny fandidiana.
10  [2.508#] Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao.
Radical  11  didy
Analogues  12  fanapahana
Citations  13  Textes citant

Anagrammes  14  andidifana, fandidiana

Mis à jour le 2025/01/21