|
|
|
|

Entrée1  fandinihana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fijerena ela, fanombantombanana: Ny fandinihako itỳ soratra ity no nahatonga ahy hilaza fa soratry ny zanakao io
Fiheveran-javatra: Efa ela izay fandinihanao itỳ raharaha itỳ izay kanefa tsy mbola vita foana
Famakafakana: Nahaloa olona betsaka ny fandinihana ny Soratra Masina
Explications en français  4  [1.13] étude, observation
Exemples  5  [2.606] Toa mitovitovy mantsy ny asany ka mila fandinihana akaiky.
6  [2.643] Foto-kevitra iray no nasehon' ny fandinihana hendry vitan' ny isam-paritany.
Vocabulaire  7  Philosophie
Radical  8  dinika
Titres  9  Raki-pandinihana : Études de linguistique, d'anthropologie et de littérature malgaches (offertes au Professeur Siméon Rajaona) (Gueunier Noël J. (éditeur), Solo-Raharinjanahary (éditeur))

Anagrammes  10  fandinihana, nandafihany, nandifihana

Mis à jour le 2025/04/30