Entrée | 1 fandrarahana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fampitobahana, fanabosasahana: Fandrarahana rano eran' ny trano Fanasiana, fandrotsahana: Fandrarahana vovo-tsira amin' ny laoka Fanariana: Fadio ny fandrarahana ilo mby an-doha Fandefana fofona manatonetona: Tsy zakako ny fandrarahan' io voninkazo io fofona mandritra ny alina |
Radical | 4 raraka |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |