Entrée | 1 faneriterena |
Partie du discours | 2 nom |
Exemples |
3 [2.245#] faneriterena izany, hoy ny vao asandratry ny nofo. 4 [4.27#] Ampian' izany ny faneriterena tafahoatra eo amin' ny fahafahana manao fivoriana. 5 [1.320#] Tsy misy faneriterena mialoha azo ampiharina amin' ny fampahalalam-baovao amin' ny endriny rehetra ankoatr' ireo izay mamoafady na mety hanohintohina ny filaminam-bahoaka. |
Radical | 6 eritra |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |