|
|
|
|

Entrée1  fangainana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fahadisoam-panantenana: Mafimafy kokoa ny fangainan' ny mpianatra try afa-panadinana noho ny an' ny tsy nahazo tamin' ny an-tsapaka
Explications en français  4  [1.3] Le désappointement
Radical  5  gaina

Anagrammes  6  fanaingana, fanangiana, fangainana

Mis à jour le 2025/01/21