Entrée | 1 fangalarana |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fakana zavatr' olona tsy an-drariny, fametsifetsena zavatr' olona |
Explications en français |
4 [1.3#209] L’action de voler, les instruments, les moyens pour |
Exemples |
5 [2.472#] Ivelan' izany anefa, dia tsapany teto fa misy koa mpifehy toby mahita fomba fangalarana azy manokana. 6 [2.895#] Nalaza loatra ny haratsian' ireo jiolahy tao ireo fa sady nanararaotra ny tsy fifankazahoan' ny Sakalava sy ny taty Imerina izy no efa za-draharaha amin' ny fangalarana sy famonoan' olona rahateo koa dla nanampatra ny hasiahany. |
Radical | 7 halatra |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |