Entrée | 1 fangalarina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza olona mangalatra foana tsy mety fay fa toa efa anton-draharaha mihitsy aminy ny mangalatra |
Explications en anglais |
4 [1.2] A confirmed thief. 5 [1.7] habitually thievish |
Explications en français |
6 [1.3#209, 1.8] un voleur de profession |
Exemples |
7 [1.437#] izay fatra-pifehy trano fangalarina. 8 [2.69#] Ny papango fangalarina, ny goaika didimaso, ary ny takatra lava hatoka; |
Radical | 9 halatra |
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |