Entrée (1/2) | 1 fanidina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fomba fanao raha manidina, mandatsaka anaty lasitra: Toy izao no fanidina lakolosy |
Explications en français |
4 [1.3] Ce qu’on peut verser, qu’on doit couler, manière de verser |
Radical | 5 idina |
Entrée (2/2) | 6 fanidina |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 [1.1] Fomban' ny vorona manidina, na mandeha eny amin' ny habakabaka amin' ny alalan' ny elatra: Samy hafa ny fanidin' ny akoho sy ny voromahailala |
Exemples |
9 [2.131] Kijejy minaonaona andro valala va no avo fanidina? 10 [2.48] Ary ny toloho, dia alakaosy : fa vorona iva fanidina ny toloho. |
Vocabulaire |
11 Zoologie: (en général) |
Radical | 12 sidina |
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot |
Anagrammes | 14 andafiny, andifian, andifiña, fanidina, fiandany, fidinana, nafadiny, nandifia, nifadian, nifandai |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |