|
|
|
|

Entrée1  fanjanahan-tsaina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy
Explications en français  4  [1.13] impérialisme culturel
Exemples  5  [2.503#] Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
Vocabulaire  6  Politique
Mots élémentaires  7  fanjanahana, saina

Mis à jour le 2024/12/07