Entrée | 1 fanjanahan-tsaina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy |
Explications en français |
4 [1.13] impérialisme culturel |
Exemples |
5 [2.503#] Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. |
Vocabulaire |
6 Politique |
Mots élémentaires | 7 fanjanahana, saina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |