|
|
|
|

Entrée1  fanjifana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.13] fandaniana tanteraka
4  [1.62.mg#340] fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha
Explications en français  5  [1.13] consommation
Exemples  6  [4.27#2008/09/12] Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana.
Vocabulaire  7  Economie
Radical  8  jifa
Mots composés 

Anagrammes  11  fañafinja, fanjifana, fifanjana

Mis à jour le 2025/01/21